<-
->

Hos / Os 9:8 The watchman of Ephraim was with my God: but the prophet is a snare of a fowler in all his ways, and hatred in the house of his God. Efraima dia mizaha, nefa tsy avy amin' Andriamanitro; Ny mpaminany dia fandriky ny mpamandri-borona eny amin' ny alehany rehetra sy fanoherana ao an-tranon' Andriamaniny. Ny tilin' i Efraima dia ao amin' Andriamanitro; fandriky ny mpamandri-borona avokoa, no eny amin' ny alehan' ny mpaminany, ary fanenjehana no any amin' ny tranon' Andriamaniny. Le guetteur d'Éphraïm est avec mon Dieu - c' est le prophète, à qui on tend un piège sur tous les chemins et dans la maison de son Dieu, c' est l' hostilité.