<-
->

Amo / Am 3:1 Hear this word that the Lord hath spoken against you, O children of Israel, against the whole family which I brought up from the land of Egypt, saying, Henoy izao teny izao, izay lazain' i Jehovah ny aminareo, ry Zanak' Isiraely, dia ny amin' io taranaka rehetra nentiko niakatra avy tany amin' ny tany Egypta io: Henoy izao teny izao notononin' ny Tompo ny aminareo, ry zanak' Israely, ny amin' ny fianakaviana rehetra nentiko niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, - dia ireto hoe: Écoutez cette parole que Yahvé prononce contre vous, enfants d' Israël, contre toute la famille que j' ai fait monter du pays d'Égypte :