<-
->

Amo / Am 4:10 I have sent among you the pestilence after the manner of Egypt: your young men have I slain with the sword, and have taken away your horses; and I have made the stink of your camps to come up unto your nostrils: yet have ye not returned unto me, saith the Lord. Efa naterako areti-mandringana tahaka ny any Egypta ianareo; Novonoiko sabatra ny zatovonareo sady nobaboina koa ny soavalinareo; Ary nampakariko ho eo am-bavoronareo ny hamaimboan' ny tobinareo; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah. Hianareo, nanirahako ny pesta; toy ny fisian' izany any Ejipta; novonoiko tamin' ny sabatra ny zatovonareo, ary tamin' izay indrindra no nisamborana ny soavalinareo; nampanetona ny hamaimbon' ny tobinareo aho ka tonga eo am-bavoronareo; nefa tsy niverina tamiko hianareo, - teny marin' ny Tompo. J' ai envoyé parmi vous une peste, comme la peste d'Égypte; j' ai tué vos jeunes gens par l'épée, tandis que vos chevaux étaient capturés; j' ai fait monter à vos narines la puanteur de vos camps; et vous n'êtes pas revenus à moi ! Oracle de Yahvé.