<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 1:1 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy tany an-efitr' i Sinay, tao amin' ny trano-lay fihaonana tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana faharoa, tamin' ny taona faharoa taorian' ny nivoahany avy tany amin' ny tany Egypta, ka nanao hoe: | Tany an' efitra Sinaia, tao amin' ny trano lay fihaonana, tamin' ny andro voalohan' ny volana faharoa, taona faharoa taorian' ny nivoahana tany amin' ny tany Ejipta, dia niteny tamin' i Moizy Iaveh nanao hoe: |