<-
->

Nom / Fan 13:22 And they ascended by the south, and came unto Hebron; where Ahiman, Sheshai, and Talmai, the children of Anak, were. (Now Hebron was built seven years before Zoan in Egypt.) Dia niakatra tao amin' ny tany atsimo izy ka nankany Hebrona; ary teo Ahimana sy Sesay ary Talmay, teraky ny Anakita. (Ary Hebrona dia voaorina fito taona talohan' i Zoana any Egypta.) Niakatra an' i Negeba izy ireo, ka nandroso hatrany Hebrona, izay nisy an' i Akimàna sy Sizaia ary Tolmaia, taranak' i Enàka. Hebrona dia naorina fito taona talohan' i Tanisa any Ejipta. Ils montèrent par le Négeb et parvinrent à Hébron, où se trouvaient Ahimân, Sheshaï et Talmaï, les Anaqim. Hébron avait été fondée sept ans avant Tanis d'Égypte.