<-
->

Nom / Fan 2:18 On the west side shall be the standard of the camp of Ephraim according to their armies: and the captain of the sons of Ephraim shall be Elishama the son of Ammihud. Ary ny fanevan' ny tobin' i Efraima, araka ny antokony, dia ho eo amin' ny lafiny andrefana; ary ny lohan' ny taranak' i Efraima dia Elisama, zanak' i Amihoda; Ny fanevan' i Efraima no ho eo andrefana, mbamin' ny antokony. Ny filohan' ny taranak' i Efraima, dia Elisamà zanak' i Amioda; A l' ouest, l'étendard du camp d'Éphraïm, selon leurs unités. Prince des fils d'Éphraïm : Élishama, fils d' Ammihud.