<-
->

Nom / Fan 22:11 Behold, there is a people come out of Egypt, which covereth the face of the earth: come now, curse me them; peradventure I shall be able to overcome them, and drive them out. Indro ny firenena izay nivoaka avy tany Egypta mandrakotra ny tany rehetra; koa mankanesa atý ankehitriny, ka ozòny ho ahy izy; angamba haharesy azy aho ka haharoaka azy. Indro ilay firenena nivoaka avy tany Ejipta fa mandrakotra ny tany, tongàva aty amiko àry ka hanozona azy hianao; izany angamba no hahazoako mandresy azy sy mandroaka azy. Voici que le peuple qui est sorti d'Égypte a couvert tout le pays. Viens donc, maudis-le-moi ; ainsi pourrai-je le combattre et le chasser. "