<-
->

Nom / Fan 24:7 He shall pour the water out of his buckets, and his seed shall be in many waters, and his king shall be higher than Agag, and his kingdom shall be exalted. Hisy rano mandeha avy eo amin' ny sininy, ary ny taranany ho any amoron' ny renirano maro. Hisandratra noho Agaga ny mpanjakany, ary handroso voninahitra ny fanjakany. Mitobaka ny rano amin' ny sininy roa, Ny taranany mitombo eo amoron' ny rano be dia be; Ny mpanjakany misandratra ambonin' i Agaga, Ary ny fanjakany mandroso voninahitra. Un héros grandit dans sa descendance, il domine sur des peuples nombreux. Son roi est plus grand qu' Agag, sa royauté s'élève.