<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 33:3 | And they departed from |
Niala tao Ramesesa Izy tamin' ny volana voalohany, dia tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany; nony ampitson' ny Paska no nivoahan' ny Zanak' Isiraely tamin' ny tanana avo teo imason' ny Egyptiana rehetra. | Niala tao Ramsesa tamin' ny volana voalohany izy, tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana voalohany. Ny ampitson' ny Paka dia tamin' ny tànana voasandratra no nivoahan' ny zanak' Israely teo imason' ny Ejipsiana rehetra. | Ils partirent de |