<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 8:17 | For all the firstborn of the children of |
Fa Ahy ny voalohan-teraka rehetra amin' ny Zanak' Isiraely, na olona na biby fiompy; tamin' ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin' ny tany Egypta no nanamasinako azy ho Ahy. | dia ny lahimatoan' ny zanak' Israely rehetra, na amin' ny olona na amin' ny biby; tamin' ilay andro namelezako ny lahy voalohan-teraka rehetra tany amin' ny tany Ejipta, no nanokanako azy ho ahy. | Oui, c' est à moi que revient tout premier-né chez les |