<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 9:1 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy tany an-efitr' i Sinay tamin' ny volana voalohany tamin' ny taona faharoa taorian' ny nivoahany avy tany amin' ny tany Egypta ka nanao hoe: | Tamin' ny volana voalohany amin' ny taona faharoa taorian' ny nivoahany tany amin' ny tany Ejipta, dia niteny tamin' i Moizy Iaveh tany an' efitra Sinaia, ka nanao hoe: |