<-
->

Mik / Mi 1:1 The word of the Lord that came to Micah the Morasthite in the days of Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah, which he saw concerning Samaria and Jerusalem. Ny tenin' i Jehovah izay tonga tamin' i Morastita tamin' ny andro nanjakan' i Jotama sy Ahaza ary Hezetia, mpanjakan' ny Joda, dia ilay hitany ny amin' i Samaria sy Jerosalema. Tenin' ny Tompo natao tamin' i Mikea avy ao Moreseta, tamin' ny andro nanjakan' i Joatana sy Akaza ary Ezekiasa, mpanjakan' i Jodà, izay nahazoany fahitana momba an' i Samaria sy Jerosalema. Parole de Yahvé qui fut adressée à Michée de Moréshèt, au temps de Yotam, d' Achaz et d'Ézéchias, rois de Juda. Ses visions sur Samarie et Jérusalem.