<-
->

Zak / Za 3:1 And he shewed me Joshua the high priest standing before the angel of the Lord, and Satan standing at his right hand to resist him. Ary dia nasehony ahy fa, indro, Josoa mpisoronabe nitsangana teo anatrehan' Ilay Anjelin' i Jehovah, ary Satana nitsangana teo an-kavanany hiampanga azy. Nasehony ahy Jesosy, mpisorona lehibe, nitsangana teo anatrehan' ilay anjelin' ny Tompo, ary Satana nitsangana teo ankavanan' io mba hanohitra azy. Il me fit voir Josué, le grand prêtre, qui se tenait devant l' ange de Yahvé, tandis que le Satan était debout à sa droite pour l' accuser.