<-
->

Zak / Za 9:10 And I will cut off the chariot from Ephraim, and the horse from Jerusalem, and the battle bow shall be cut off: and he shall speak peace unto the heathen: and his dominion shall be from sea even to sea, and from the river even to the ends of the earth. Ary hofoanako tsy hisy kalesy intsony Efraima, Na soavaly any Jerosalema, Hofoanana koa ny tsipìka fiadiana, Ary hiteny fiadanana amin' ny jentilisa Izy; Ny fanapahany dia hatramin' ny ranomasina ka hatramin' ny ranomasina Ary hatramin' ny Ony ka hatramin' ny faran' ny tany. Hofoanako tsy hisy ny kalesa fiadiana any Efraima, mbamin' ny soavaly ao Jerosalema, Ary hopotehina ny tsipìka fiadiana. Hilaza fiadanana amin' ny firenena izy; ny fanjakany dia hahatratra ny hatramin' ny ranomasina ka hatramin' ny ranomasina; ary hatramin' ny ony ka hatramin' ny faran' ny tany. Il retranchera d'Éphraïm la charrerie et de Jérusalem les chevaux; l' arc de guerre sera retranché. Il annoncera la paix aux nations. Son empire ira de la mer à la mer et du Fleuve aux extrémités de la terre.