<-
->

Mat / Mt 16:20 Then charged he his disciples that they should tell no man that he was Jesus the Christ. Ary tamin' izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin' olona akory fa Izy no Kristy. Ary tamin' izay, dia norarany ny mpianany mba tsy hilaza amin' ny olona fa izy no Kristy. Alors il ordonna aux disciples de ne dire à personne qu' il était le Christ.