<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 2:13 | And when they were departed, behold, the angel of the |
Ary nony efa lasa nandeha ireo, indro, nisy anjelin' ny Tompo niseho tamin' i Josefa tamin' ny nofy ka nanan hoe: Mifohaza ianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta, ary mitoera any ambara-pilazako aminao; fa Heroda efa hitady ny Zazakely hovonoiny. | Nony lasa izy ireo, indro nisy anjelin' ny Tompo niseho tamin' i Josefa tamin' ny nofy ka nanao hoe: Mifohaza hianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, ary mandosira any Ejipta, dia mitoera any ambara-pilazako aminao indray, fa Heroda efa hitady ny Zazakely hovonoiny. | Après leur départ, voici que l' Ange du Seigneur apparaît en songe à |