<-
->

Mat / Mt 22:32 I am the God of Abraham, and the God of Isaac, and the God of Jacob? God is not the God of the dead, but of the living. Izaho no Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' isaka ary Andriamanitr' i Jakoba (Eks. 3. 6)? Andriamanitra tsy an' ny maty, fa an' ny velona. Izaho no Andriamanitr' i Abrahama, sy Andriamanitr' Isaaka, ary Andriamanitr' i Jakoba? Nefa tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an' ny velona. Je suis le Dieu d' Abraham, le Dieu d' Isaac et le Dieu de Jacob ? Ce n' est pas de morts mais de vivants qu' il est le Dieu ! "