<-
->

Mar / Mk 10:46 And they came to Jericho: and as he went out of Jericho with his disciples and a great number of people, blind Bartimaeus, the son of Timaeus, sat by the highway side begging. Ary tonga tao Jeriko izy; ary raha vao niala tao Jeriko Jesosy mbamin' ny mpianany sy ny vahoaka betsaka, dia nipetraka teo amoron-dalana Bartimeo jamba mpangataka, zanak' i Timeo. Dia tonga tao Jerikao izy ireo. Ary tamin' izy sy ny mpianany mbamin' ny vahoaka betsaka niala tao Jerikao, dia nipetraka nangataka teo amoron-dàlana kosa Bartime jamba zanak' i Time. Ils arrivèrent à Jéricho. Et comme il sortait de Jéricho avec ses disciples et une foule considérable, le fils de Timée Bartimée , un mendiant aveugle, était assis au bord du chemin.