<-
->

Deo / Dt 2:23 And the Avims which dwelt in Hazerim, even unto Azzah, the Caphtorims, which came forth out of Caphtor, destroyed them, and dwelt in their stead.) ary ny amin' ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan' ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy). Ny Heveana izay nonina tamin' ny vohitra hatrany Gaza koa, dia naringan' ny Kaftorima, izay nivoaka avy tany Kaftora sy nonina nisolo ireny. Ainsi encore des Avvites, qui habitaient des camps jusqu'à Gaza : les Kaphtorim, venus de Kaphtor, les exterminèrent et s'établirent à leur place.