<-
->

Deo / Dt 24:18 But thou shalt remember that thou wast a bondman in Egypt, and the Lord thy God redeemed thee thence: therefore I command thee to do this thing. Fa tsarovy fa andevo tany Egypta ianao, ary Jehovah Andriamanitrao efa nanavotra anao ho afaka tany; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany. Tsarovy fa efa mba andevo tany Ejipta koa hianao, saingy navotan' ny Tompo Andriamanitrao, ka izany no andidiako anao hanao toy izany. Souviens-toi que tu as été en servitude au pays d'Égypte et que Yahvé ton Dieu t' en a racheté ; aussi je t' ordonne de mettre cette parole en pratique.