<-
->

Deo / Dt 24:22 And thou shalt remember that thou wast a bondman in the land of Egypt: therefore I command thee to do this thing. Ary tsarovy fa andevo tany amin' ny tany Egypta ianao; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany. Tsarovy fa efa mba andevo tany amin' ny tany Ejipta koa hianao, ka izany no andidiako anao hanao toy izany. Et tu te souviendras que tu as été en servitude au pays d'Égypte ; aussi je t' ordonne de mettre cette parole en pratique.