<-
->

Deo / Dt 29:1 These are the words of the covenant, which the Lord commanded Moses to make with the children of Israel in the land of Moab, beside the covenant which he made with them in Horeb. Dia niantso ny Isiraely rehetra Mosesy ka nanao taminy hoe: Hianareo efa nahita izay rehetra nataon' i Jehovah teo imasonareo tany amin' ny tany Egypta tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra, Niantso an' Israely rehetra Moizy, dia nilaza taminy hoe: Efa hitanareo izay nataon' ny Tompo teo imasonareo, tany amin' ny tany Ejipta, tamin' i Faraona sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra, Moïse convoqua tout Israël et leur dit : Vous avez vu tout ce que Yahvé a fait sous vos yeux au pays d'Égypte, tant à Pharaon et à tous ses serviteurs qu'à tout son pays :