<-
->

Deo / Dt 29:12 That thou shouldest enter into covenant with the Lord thy God, and into his oath, which the Lord thy God maketh with thee this day: hanandratany anao ho fireneny, ary mba ho Andriamanitrao Izy, araka izay nolazainy taminao sy araka izay nianianany tamin' ny razanao, dia Abrahama sy Isaka ary Jakoba. mba hanandratany anao anio ho vahoakany, dia izy no ho Andriamanitrao, araka ny nolazainy taminao sy nianianany tamin' ny razanao Abrahama sy Isaaka ary Jakoba. pour faire aujourd' hui de toi un peuple tandis que lui-même sera pour toi un Dieu, comme il te l' a dit et comme il l' a juré à tes pères Abraham, Isaac et Jacob.