<-
->

Deo / Dt 3:28 But charge Joshua, and encourage him, and strengthen him: for he shall go over before this people, and he shall cause them to inherit the land which thou shalt see. fa mandidia an' i Josoa ianao, dia mampahereza azy sy mampahatanjaha azy; fa izy no handeha hita eo alohan' ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ny tany izay ho hitanao. Josoe no omeo didy, dia ankaherezo sy hatanjaho, fa izy no handeha eo alohan' ity vahoaka ity, ary izy no hampahazo azy ny tany izay ho hitanao. Donne tes ordres à Josué, fortifie-le, confirme-le, car c' est lui qui passera, à la tête du pays que tu vas voir. "