<-
->

Deo / Dt 31:3 The Lord thy God, he will go over before thee, and he will destroy these nations from before thee, and thou shalt possess them: and Joshua, he shall go over before thee, as the Lord hath said. Jehovah Andriamanitrao no hita eo alohanao, ary Izy no handringana ireo firenena ireo tsy ho eo anoloanao, ka hahazo ny taniny ianao; ary Josoa no hita eo alohanao, araka izay efa nolazain' i Jehovah. Iaveh Andriamanitrao no hita eo alohanao, izy no handringana ireo firenena ireo eo anoloanao, ka dia hahazo azy ireo hianao. Josoe no hita eo alohanao, araka ny voalazan' ny Tompo. C' est Yahvé ton Dieu qui passera devant toi, c' est lui qui détruira ces nations devant toi pour les déposséder. C' est Josué qui passera devant toi, ainsi que l' a dit Yahvé.