<-
->

Deo / Dt 31:7 And Moses called unto Joshua, and said unto him in the sight of all Israel, Be strong and of a good courage: for thou must go with this people unto the land which the Lord hath sworn unto their fathers to give them; and thou shalt cause them to inherit it. Ary Mosesy niantso an' i Josoa ka niteny taminy teo imason' ny Isiraely rehetra hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao sy ity firenena ity dia hiara-miditra ao amin' ny tany izay nianianan' i Jehovah tamin' ny razany homena azy; ary ianao no hampandova azy izany. Dia nantsoin' i Moizy Josoe, ka hoy izy taminy, teo anatrehan' Israely rehetra: Mahereza ary matanjaha tsara, fa hianao no hiditra miaraka amin' ity vahoaka ity, any amin' ny tany efa nianianan' ny Tompo tamin' ny razany homena azy ireo; ary hianao no hampanana azy ireo izany. Puis Moïse appela Josué et il lui dit aux yeux de tout Israël : " Sois fort et tiens bon : tu entreras avec ce peuple au pays que Yahvé a juré à leurs pères de leur donner, et c' est toi qui les en mettras en possession.