<-
->

Deo / Dt 33:17 His glory is like the firstling of his bullock, and his horns are like the horns of unicorns: with them he shall push the people together to the ends of the earth: and they are the ten thousands of Ephraim, and they are the thousands of Manasseh. Ny voalohan-teraky ny ombiny dia malaza, Tandrok' ombimanga ny tandrony; Izany no hanotoany ny firenena rehetra, Dia ny faran' ny tany; Ireo no alinalin' i Efraima Sy arivoarivon' i Manase. An' ny ombalahiny voalohan-teraka, azy ny dera, tandrok' ombimanga no tandrony; amin' io no hanotoany ny vahoaka rehetra hatrany amin' ny faravazan-tany. Toy izany ny alinalin' i Efraima, Toy izany ny arivoarivon' i Manase. Premier-né du taureau, à lui la gloire. Ses cornes sont cornes de buffle dont il frappe les peuples jusqu' aux extrémités de la terre. Telles sont les myriades d'Éphraïm, tels sont les milliers de Manassé.