<-
->

Deo / Dt 4:20 But the Lord hath taken you, and brought you forth out of the iron furnace, even out of Egypt, to be unto him a people of inheritance, as ye are this day. Fa ianareo no nalain' i Jehovah ka nentiny nivoaka avy tao amin' ny memy fandrendreham-by (dia avy tany Egypta) mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin' izao anio izao. fa hianareo, dia nalain' ny Tompo ka nentiny nivoaka avy tao amin' ny memy fandrendreham-by, dia tany Ejipta, mba ho tonga ilay vahoaka voatokana ho lovany tahaka izao ankehitriny izao. mais vous, Yahvé vous a pris et vous a fait sortir de cette fournaise pour le fer, l'Égypte, pour que vous deveniez le peuple de son héritage, comme vous l'êtes encore aujourd' hui.