<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 4:34 | Or hath |
Moa efa nanandrana handeha haka firenena ho Azy avy amin' ny firenena hafa va Andriamanitra amin' ny fizahan-toetra sy ny famantarana sy ny fahagagana sy ny ady sy ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra ary ny fampahatahorana lehibe, araka izay rehetra nataon' i Jehovah Andriamanitrareo ho anareo tany Egypta teo imasonao? | Oviana no mba nisy Andriamanitra nanandrana haka firenena anankiray ho azy tao afovoan' ny firenena iray hafa, tamin' ny fitsapana, famantarana, fahagagana, ady, tànana mahery, sandry ahinjitra, ary fangorohoroana lehibe, toraky ny nataon' ny Tompo Andriamanitrareo ho anareo, teo imasonareo, tany Ejipta? | Est-il un dieu qui soit venu se chercher une nation au milieu d' une autre, par des épreuves, des signes, des prodiges et des combats, à main forte et à bras étendu, et par de grandes terreurs - toutes choses que pour vous, sous tes yeux, |