<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 5:15 | And remember that thou wast a servant in the land of |
Ary tsarovy fa andevo tany amin' ny tany Egypta ianao, ka tanana mahery sy sandry nahinjitra no nitondran' i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro Sabata. | Tsarovy fa efa andevo tany amin' ny tany Ejipta hianao, ary tànana mahery sy sandry ahinjitra no nitondran' ny Tompo Andriamanitrao anao nivoaka avy tany: koa izany no nandidian' ny Tompo Andriamanitrao anao hitandrina ny andro sabata. | Tu te souviendras que tu as été en servitude au pays d' |