<-
->

Deo / Dt 9:26 I prayed therefore unto the Lord, and said, O Lord GOD, destroy not thy people and thine inheritance, which thou hast redeemed through thy greatness, which thou hast brought forth out of Egypt with a mighty hand. Dia nifona tamin' i Jehovah aho ka nanao hoe: Jehovah Tompo ô, aza mandringana ny firenenao sy ny lovanao, izay navotanao tamin' ny fahalehibiazanao ka nentinao nivoaka avy tany Egypta tamin' ny tananao mahery. Nifona tamin' ny Tompoy aho, ka nanao hoe: Ry Iaveh Tompo ô, aza mandringana ny vahoakanao, ny lovanao, izay navotanao tamin' ny fahalehibeazanao sy navoakanao avy tany Ejipta tamin' ny tànanao mahery. J' intercédai près de Yahvé et je lui dis : " Mon Seigneur Yahvé, ne détruis pas ton peuple et ton héritage, lui que tu as délivré par ta grandeur et que tu as fait sortir d'Égypte à main forte.