<-
->

Deo / Dt 9:29 Yet they are thy people and thine inheritance, which thou broughtest out by thy mighty power and by thy stretched out arm. Kanefa ireo dia firenenao sy lovanao, izay nentinao nivoaka tamin' ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra. Kanefa ireo no vahoakanao sy lovanao izay navoakanao avy tany Ejipta, tamin' ny herinao lehibe sy tamin' ny sandrinao nahinjitra. Mais ils sont ton peuple, ton héritage, ceux que tu as fait sortir par ta grande force et ton bras étendu. "