<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 13:1 | Now before the feast of the passover, when |
Ary talohan' ny andro firavoravoana tamin' ny Paska, satria fantatr' i Jesosy fa tonga ny fotoana hialany amin' izao tontolo izao ho any amin' ny Ray, ary efa tia ny Azy izay amin' izao tontolo izao Izy, dia tia azy hatramin' ny farany. | Talohan' ny fetin' ny Paka, fantatr' i Jeso fa tonga ny fotoana hialany amin' izao tontolo izao ho any amin' ny Ray, ka rahefa notiaviny tokoa ny azy izay amin' izao tontolo izao, dia fara fitiavana no nataony taminy. | Avant la fête de la |