<-
->

Asa 10:36 The word which God sent unto the children of Israel, preaching peace by Jesus Christ: (he is Lord of all:) Hianareo mahalala ny teny izay nampitondrainy ho amin' ny Zanak' isiraely, mitory teny soa milaza fiadanana amin' ny alalan' i Jesosy Kristy (Izy no Tompon' izao rehetra izao), Nampitondra teny tamin' ny zanak' Israely izy, mba hanambara fiadanana amin' ny alalan' i Jeso-Kristy, izay Tompon' izao rehetra izao. " Il a envoyé sa parole aux Israélites, leur annonçant la bonne nouvelle de la paix par Jésus Christ : c' est lui le Seigneur de tous.