<-
->

Asa 27:7 And when we had sailed slowly many days, and scarce were come over against Cnidus, the wind not suffering us, we sailed under Crete, over against Salmone; Ary rehefa nandeha niadana andro maromaro izahay ka saiky tsy tonga tandrifin' i Kinido, satria nisakana anay ny rivotra, dia takon-drivotra tandrifin' i Salmona izahay; Niadam-pandeha ny sambonay nandritra ny andro maromaro, ary nananosarotra erý izahay vao tonga tandrifin' i Knida, fa nanoha anay ny rivotra. Dia nanara-morona an' i Kreta tandrifin' i Salmone izahay. Pendant plusieurs jours la navigation fut lente, et nous arrivâmes à grand-peine à la hauteur de Cnide. Le vent ne nous permit pas d' aborder, nous longeâmes alors la Crète vers le cap Salmoné,