<-
->

Asa 7:10 And delivered him out of all his afflictions, and gave him favour and wisdom in the sight of Pharaoh king of Egypt; and he made him governor over Egypt and all his house. ka nahafaka azy tamin' ny fahoriany rehetra sady nanome azy fahasoavana sy fahendrena teo imason' i Farao, mpanjakan' i Egypta; ary izy nanendry azy ho mpanapaka any Egypta mbamin' izay rehetra tao an-dapany. Fa nesoriny tamin' ny fahoriany rehetra izy, sady nomeny fahendrena, ka nankasitrahan' i Faraona mpanjakan' i Ejipta, sy natsangany ho mpanapaka an' i Ejipta, mbamin' izay rehetra tao an-dapany. il le tira de toutes ses tribulations et lui donna grâce et sagesse devant Pharaon, roi d'Égypte, qui l'établit gouverneur de l'Égypte et de toute sa maison.