<-
->

Asa 7:11 Now there came a dearth over all the land of Egypt and Chanaan, and great affliction: and our fathers found no sustenance. Ary nisy mosary eran' i Egypta sy Kanana rehetra, ka mafy ny fahoriana; ary tsy nahita hanina ny razantsika. Tamin' izay dia nisy mosary eran' i Ejipta sy Kanaana manontolo ka loza no nanjo, fa tsy nahita hanina ny razantsika. Survinrent alors dans toute l'Égypte et en Canaan famine et grande détresse ; nos pères ne trouvaient rien à manger.