<-
->

Asa 7:36 He brought them out, after that he had shewed wonders and signs in the land of Egypt, and in the Red sea, and in the wilderness forty years. Izy no nitondra ny olona nivoaka sady nanao fahagagana sy famantarana tany Egypta sy teo amin' ny Ranomasina Mena ary tany an-efitra efa-polo taona. Izy ihany no nanafaka azy ireo, tamin' ny fahagagana amam-pamantarana nataony tany Ejipta, sy tao amin' ny ranomasina Mena, ary tany an' efitra efa-polo taona. C' est lui qui les fit sortir, en opérant prodiges et signes au pays d'Égypte, à la mer Rouge et au désert pendant quarante ans.