<-
->

Asa 7:45 Which also our fathers that came after brought in with Jesus into the possession of the Gentiles, whom God drave out before the face of our fathers, unto the days of David; Izany koa dia noraisin' ny razantsika izay nandimby ireo, ka nentiny niditra niaraka tamin' i Josoa tamin' ny nahazoany ny tanin' ny firenena izay noroahin' Andriamanitra hiala teo anoloan' ny razantsika hatramin' ny andron' i Davida; Io tranolay io, tamin' ny andron' i Josoe, dia noraisin' ny razantsika ka nentiny niditra tany amin' ny tanin' ireo firenena izay noroahin' Andriamanitra teo anoloan' izy ireo, ary naharitra hatramin' ny andron' i Davida. Après l' avoir reçue, nos pères l' introduisirent, sous la conduite de Josué, dans le pays conquis sur les nations que Dieu chassa devant eux ; ainsi en fut-il jusqu' aux jours de David.