<-
->

Asa 8:12 But when they believed Philip preaching the things concerning the kingdom of God, and the name of Jesus Christ, they were baptized, both men and women. Ary rehefa nino an' i Filipo nitory ny teny soa mahafaly ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra sy ny anaran' i Jesosy Kristy ireo, dia natao batisa avokoa na lahy na vavy. Fa rahefa nino an' i Filipo izay nitory ny fanjakan' Andriamanitra sy ny anaran' i Jeso-Kristy izy ireo, dia natao batemy avokoa na lahy na vavy. Mais quand ils eurent cru à Philippe qui leur annonçait la Bonne Nouvelle du Royaume de Dieu et du nom de Jésus Christ, ils se firent baptiser, hommes et femmes.