<-
->

Rom / Rm 12:5 So we, being many, are one body in Christ, and every one members one of another. dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin' i Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra. no maha-tena iray antsika ao amin' ny Kristy, na dia maro aza isika; ka mifampirantsam-batana isika rehetra tsirairay avy. ainsi nous, à plusieurs, nous ne formons qu' un seul corps dans le Christ, étant, chacun pour sa part, membres les uns des autres.