<-
->

Rom / Rm 4:24 But for us also, to whom it shall be imputed, if we believe on him that raised up Jesus our Lord from the dead; fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an' i Jesosy Tompontsika tamin' ny maty, fa ho antsika izay hitanana izany koa, dia isika izay mino an' ilay nanangana tamin' ny maty an' i Jeso-Kristy Tompontsika, nous à qui la foi doit être comptée, nous qui croyons en celui qui ressuscita d' entre les morts Jésus notre Seigneur,