<-
->

Rom / Rm 6:3 Know ye not, that so many of us as were baptized into Jesus Christ were baptized into his death? Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao batisa ho amin' i Kristy Jesosy dia natao batisa ho amin' ny fahafatesany? Moa tsy fantatrareo va fa isika rehetra natao batemy ho amin' ny Kristy Jeso, dia natao batemy ho amin' ny fahafatesany? Ou bien ignorez-vous que, baptisés dans le Christ Jésus, c' est dans sa mort que tous nous avons été baptisés ?