<-
->

1Kr / 1Kor 10:16 The cup of blessing which we bless, is it not the communion of the blood of Christ? The bread which we break, is it not the communion of the body of Christ? Ny kapoaky ny fisaorana izay isaorantsika, tsy firaisana amin' ny ran' i Kristy va izany? Ny mofo izay vakintsika, tsy firaisana amin' ny tenan' i Kristy va izany? Moa ny kalisim-pisaorana izay isaorantsika, tsy firaisana amin' ny ran' ny Kristy va? Ary moa ny mofo izay vakintsika, tsy firaisana amin' ny tenan' ny Kristy va? La coupe de bénédiction que nous bénissons, n' est-elle pas communion au sang du Christ ? Le pain que nous rompons, n' est-il pas communion au corps du Christ ?