<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 10:4 | And did all drink the same spiritual drink: for they drank of that spiritual |
ary izy rehetra nisotro ny fisotrom-panahy iray ihany; fa nisotro tamin' ny vatolampy fanahy izay nanaraka azy izy, ary Kristy izany vatolampy izany. | ary fisotro ara-panahy iray ihany no nosotroin' izy rehetra, satria nisotro tamin' ny vatolampy ara-panahy izay nanaraka azy izy ireo, ary Kristy izany vatolampy izany. | et tous ont bu le même breuvage spirituel - ils buvaient en effet à un rocher spirituel qui les accompagnait, et ce rocher c'était le |