<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 12:12 | For as the body is one, and hath many members, and all the members of that one body, being many, are one body: so also is |
Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy. | Fa toy ny maha-iray ny vatana, na dia maro rantsana aza, sy toy ny maha-vatana iray ny rantsam-batana, na dia maro aza izy, dia toy izany koa ny Kristy. | De même, en effet, que le corps est un, tout en ayant plusieurs membres, et que tous les membres du corps, en dépit de leur pluralité, ne forment qu' un seul corps, ainsi en est-il du |