<-
->

1Kr / 1Kor 15:23 But every man in his own order: Christ the firstfruits; afterward they that are Christ' s at his coming. Nefa samy amin' ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an' i Kristy amin' ny fihaviany. fa manaraka ny laharany avy: ny Kristy no santatra, dia izay an' ny Kristy amin' ny andro hihaviany. Mais chacun à son rang : comme prémices, le Christ, ensuite ceux qui seront au Christ, lors de son Avènement.