<-
->

1Kr / 1Kor 15:31 I protest by your rejoicing which I have in Christ Jesus our Lord, I die daily. Lazaiko marina, ry rahalahy, amin' ny fireharehako noho ny aminareo, izay ananako ao amin' i Kristy Jesosy Tompontsika, fa maty isan' andro aho. Marina amin' ny reharehako ao amin' ny Kristy Jeso Tompontsika noho ny aminareo, ry rahalahy, raha tsy isan' andro aho no toa ho faty ihany e! Chaque jour je suis à la mort, aussi vrai, frères, que vous êtes pour moi un titre de gloire dans le Christ Jésus, notre Seigneur.