<-
->

1Kr / 1Kor 3:1 And I, brethren, could not speak unto you as unto spiritual, but as unto carnal, even as unto babes in Christ. Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin' izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin' izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin' i Kristy. Ary izaho, ry rahalahy, dia tsy nahazo niteny taminareo toy ny amin' ny olona ara-panahy, fa toy ny amin' ny olona ara-batana sy mbola zaza ao amin' ny Kristy. Pour moi, frères, je n' ai pu vous parler comme à des hommes spirituels, mais comme à des êtres de chair, comme à de petits enfants dans le Christ.