<-
->

1Kr / 1Kor 4:15 For though ye have ten thousand instructers in Christ, yet have ye not many fathers: for in Christ Jesus I have begotten you through the gospel. Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin' i Kristy aza ianareo, dia tsy maro ray ianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin' i Kristy Jesosy tamin' ny filazantsara. Satria na dia ho iray alina aza ny mpampianatra anareo ao amin' ny Kristy, dia tsy maro ray hianareo, fa izaho ihany no niteraka anareo tamin' ny Evanjely ao amin' ny Kristy. Auriez-vous en effet des milliers de pédagogues dans le Christ, que vous n' avez pas plusieurs pères ; car c' est moi qui, par l'Évangile, vous ai engendrés dans le Christ Jésus.